top of page
photo eglise .jpg

"...Fa voadidin'ny Jehovah ho eo ny fitahiana, Dia ny fiainana ho mandrakizay.

(Salama 133.3b)

NY BIRAO

Mpitandrina :  Pasteur RABEARISON Hanta Lalasoa

​

Mpitantsoratra : Md Hanitra Raheriarisoa RANDRIAMINAHY

Tél: 06 63 99 72 64

​

Mpitahiry vola : Mr Tsariana RABEARIMINO

​

​​

FISORATANA ANARANA HO ISAN'NY MPIANGONA

Manàsa antsika mpandray rehetra  handray anjara ary hifandimby amin'ny famakiana ny tenin'ny soratra masina.

Misy tapakila ho zaraina sy ho fenoina amin'izany (tél , email , sns......) hanamora ny fifandraisana sy ny fandefasana ny vaovao samihafa ary koa ilaintsika hanaovana recensement  .

FJKM JEROSALEMA FITAHIANA 95

MIARAHABA ANAO AMIN'NY ANARAN'NY TOMPO JESOA​
AMIN'NY FOTOANA MAHAZATRA , NY FANOMPOAM-PIVAVAHANA DIA ISAKY NY ALAHADY HARIVA​
AMIN'NY 2 ORA SY SASANY
 
NY ALAHADY VOALOHANY  SY FAHATELO DIA MISY 
FANDRAISANA NY FANASAN'NY TOMPO ARY KOA MIHIRA NY STK
​

​
Toerana : Eglise adventiste 2 route natonale​
95650 PUISIEUX PONTOISE

Daty lehibe manarika ny tantaran'ny Fiangonana

Fikasana hanangana

fiangonana FJKM aty 

@95

Fitsanganan'ny VOOM Jerosalema Fitahiana 95

11/05/2022

Fanokanana ny fiangonana ho FJKM

Faneken'ny Foibe FJKM ny hananganana ny fiangonana

Fifidianana ny anaran'ny Fiangonana "Jerosalema Fitahiana 95"

sary culte fjkm jerosalema 19déc2021
IMG-20211209-WA0002
1an-fjkmneuville1
20211225_115216002
IMG_5349
FJKM JEROSALEMA FITAHIANA

« Koa aza menatra ny ho vavolombelon’ny Tompontsika . »

II Timoty 1 :8a   

  « N’aie donc pas honte du témoignage à rendre à notre Seigneur »

 II Timothée 1 :8 a

TOERANA

Eglise Adventiste

 

2 route nationale 14

95650 Puiseux Pontoise

 

mail: jerosalemafitahiana@gmail.com

  • Gazouillement

© 2019 by FJKM JEROSALEMA FITAHIANA PUISIEUX PONTOISE 95

bottom of page