top of page
FJKM JEROSALEMA FITAHIANA 95


MANONONA NY FIADANAN'NY TOMPO AMINTSIKA REHETRA.
NY FOTOAM-PIVAVAHANA AMIN'NY ALAHADY IZAO DIA EO AMBANY FITARIHAN'NY KATEKISTA NOMENJANAHARY RAJOHANESA HARILALAINA @ 2 ORA SY SASANY HARIVA.
NY TOERANA
EGLISE ADVENTISTE
2 RN14
95650 PUIOSIEUX PONTOISE
MIRARY SOA HO AN'NY REHETRA ARY SAMY HAROVAN'ANDRIAMANITRA AVO INDRINDRA ANIE NY TSIRAIRAY
Manàja sy manaraka ny fepetra rehetra mikasika ny hamehana ara-pahasalamana Covid 19.
Manao saro-bava sy orona (masque)
Ny birao
NY FOTOANANTSIKA
bottom of page


