top of page

Acerca de

SAMPANA
SEKOLY ALAHADY

Sampana Sekoly Alahady

Mianatra ny mpianatra isaky ny alahady mialoha ny fotoam-pivavahana.

Izany hoe rehefa miditra amin'ny 10 maraina dia manomboka amin'ny 09 ora sy sasany. Ary rehefa miditra amin'ny 02 ora sy sasany ariva dia miditra amin'ny 02 ora ariva.

BIRAO

Filoha: ANDRIAMANAMPISOA Suzy
Mpitan-tsoratra : RANDRIAMIHAJA Miora Sedera

Mpitan-bola : RAHERIARISOA Liana
Mpitan-tsoratran'ny vola : RALAMBOMANANA Mano

FJKM JEROSALEMA FITAHIANA

« Koa aza menatra ny ho vavolombelon’ny Tompontsika . »

II Timoty 1 :8a   

  « N’aie donc pas honte du témoignage à rendre à notre Seigneur »

 II Timothée 1 :8 a

TOERANA

Eglise Adventiste

 

2 route nationale 14

95650 Puiseux Pontoise

 

mail: jerosalemafitahiana@gmail.com

  • Gazouillement

© 2019 by FJKM JEROSALEMA FITAHIANA PUISIEUX PONTOISE 95

bottom of page